Miray. Manorina

Mampifandray ny Maintimolaly, Manorina ny Hoavy!

Sarobidy ny Finamana sy Fihavanana. Izahay dia Manome sehatra ho an’ny tsirairay mba hifandraisany amin’ny nama sy mpiara-mianatra hatry ny ela.

Mandefasa Hafatra Dieny Izao @ info.tsika@gmail.com

Manolo-tena izahay hanao ny asa ho anareo – amin’ny fomba matotra!

Sarotiny amin’ny fifandraisana sy firahalahiana izahay.

Eto izahay no manome sehatra iray mavitrika ahafahan’ny maintimolaly rehetra, namana, ary mpiara-mianatra mifandray indray, miresaka, ary mifandray toy ny hatramin’izay. Na mitady hihaona amin’ireo namanao taloha, mpiara-mianatra, na ilay olona tena tianao, ny sehatra tokana atolotray dia manome toerana matotra hampisokatra indray ny fifandraisana sy hamorona fifandraisana vaovao. Eto izahay no manome anareo fitaovana sy ny fotoana hanorenana ny hoavy izay eritreretinao, eo anivon’ny fiaraha-monina iray izay manome lanja ny zavatra niainana sy ny rohy lovainjafy. »

Maninona No Hisafidy Anay!​

Manamora sy manome fahafahampo anao no tanjona

Sarany Voafehy

Fantratra mialoha ary tsy miovaova matetika ny saran’ny asa sy ny fiandreketana ny tranokala sy serasera eto.

Vetivety Dia Vonona

Iray andro raha ela indrindra dia misokatra ary azo ampiasaina avy hatrany ny tranokala ifaneraseranareo sy ny maintimolaly namanareo.

Manam-pahaizana

Injeniera amin’ny solosaina sy teknolojia vaovao no miandraikitra ny fikarakarana ny tranokalatsika.

Ireo Maintimolaly Namana [mbola ho avy ny tena sary famantarana]

Hoy Ireo Efa Manana Tranokala ato…​

Manetraka fitokisana amitsika ireo fikambanana namana.

Retour en haut